“Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”
Mety halahelo be isika rehefa voaroaka ny olona akaiky antsika.
Porofon’ny fitiavana anefa ny fandroahana. Nahoana?
-
Fitiavana an’i Jehovah: Tsy ho afa-baraka ny anarany.—1Pe 1:15, 16
-
Fitiavana ny fiangonana: Tsy ho voatarika hanao ratsy ny Kristianina hafa.—1Ko 5:6
-
Fitiavana an’ilay olona nanao fahotana lehibe: Mety ho tonga saina izy ka hiova.—He 12:11
Inona no azonao atao mba hanampiana an’ireo mpiara-manompo manana fianakaviana voaroaka?