4-10 Martsa
ROMANINA 12-14
Hira 106 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Asehoy hoe Tena Tianao ny Hafa”: (10 min.)
Ro 12:10: Miezaha hiraiki-po amin’ny mpiara-manompo (it “Firaiketam-po”)
Ro 12:17-19: Aza mamaly faty (w09 15/10 8 § 3; w07 1/7 24-25 § 12-13)
Ro 12:20, 21: Reseo amin’ny tsara ny ratsy (w12 15/11 29 § 13)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ro 12:1: Inona no tiana holazaina eo amin’io andininy io? (lv 63-64 § 5-6)
Ro 13:1: Nahoana no lazaina fa “napetrak’Andriamanitra eo amin’ny toerany avy ny manam-pahefana”? (w08 15/6 31 § 4)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 13:1-14 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahaiza Mametraka Fanontaniana, ary iaraho midinika ny lesona 3 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w11 1/9 21-22: Foto-kevitra: Nahoana ny Kristianina no Tokony Handoa Hetra na dia Ampiasaina Amin’ny Zavatra Ratsy aza Ilay Vola? (th lesona 3)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 57
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 57 sy Vavaka