Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Inona no fikasan’Andriamanitra tamin’izy namorona ny olombelona?

Andinin-teny: Ge 1:28

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo fa mbola ho tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no porofo fa mbola ho tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

Andinin-teny: Is 55:11

Horesahina amin’ny manaraka: Hanao ahoana ny fiainana rehefa tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Hanao ahoana ny fiainana rehefa tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 37:10, 11

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika raha te hahita an’izany isika?

EZAKA MANOKANA HIZARANA FANASANA FAHATSIAROVANA (23 Martsa–19 Aprily):

Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany eran-tany no hiara-mivory amin’ny zoma 19 Aprily, mba hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy Kristy. Ity ny fanasana ho anao. Efa voalaza ao ny ora sy ny toerana hanaovana azy. Asainay koa ianao hanatrika an’ilay lahateny hoe: “Ataovy Izay Hahazoana ny Tena Fiainana!”, izay hatao herinandro alohan’io.

Horesahina amin’ny manaraka raha liana ilay olona: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?