Abrahama mankatò an’i Jehovah, ka mitondra an’i Isaka ho any amin’ny tany Moria

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Martsa 2020

Hevitra Azo Resahina

Hevitra azo resahina momba an’i Jesosy Kristy sy ny sorona nataony.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”

Nahoana i Jehovah no nandidy an’i Abrahama mba hanao sorona ny zanany?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Vady ho An’i Isaka

Mila mandray fanapahan-kevitra lehibe isika indraindray. Inona no ianarantsika avy amin’ilay mpanompon’i Abrahama?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Iza koa no Azonao Asaina?

Iza avy no azonao asaina hanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Namidin’i Esao ny Zon’ny Lahimatoa Nananany

Inona avy ny zava-masina tokony hohajaintsika?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba

Ahoana no nahazoan’i Jakoba an’ilay tsodrano tokony ho azy?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanambady i Jakoba

Mety hiatrika olana tsy ampoiziny ny mpivady. Inona anefa no hanampy azy ireo ho sambatra na izany aza?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory Amin’ny Jamba

Tena tia sy te hikarakara an’ireo jamba ao amin’ny faritanintsika i Jehovah. Inona no azontsika atao mba hanahafana azy?