Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Iza moa i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 16:16

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 20:28

Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

Andinin-teny: Jn 17:3

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no ho hitanao any amin’ny fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah?

EZAKA MANOKANA HIZARANA FANASANA FAHATSIAROVANA (14 Martsa–7 Aprily):

“Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany no hanatrika azy io. Mitsingerina amin’io fotoana io mantsy ny andro nahafatesan’i Jesosy.” Omeo fanasana ilay olona. “Voalaza ao amin’iny fanasana iny ny toerana sy ny ora hanaovana azy. Misy lahateny tianay hanasana anao koa ny alahady (na asabotsy) alohan’io.”

Horesahina amin’ny manaraka raha liana ilay olona: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?