Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

16-22 Martsa

GENESISY 25-26

16-22 Martsa
  • Hira 18 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tsy tokony hataontsika raha tsy hain’ilay olona ny valin’ny fanontaniantsika? Ahoana no nataon’ilay mpitory mba ho azon’ilay olona ny resahin’ny Matio 20:28?

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana avy eo. (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Amin’ny Bokikely Vaovao Tsara: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireto video ireto: Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?, Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly? Fanontaniana apetraka aorian’ny video tsirairay: Ahoana no azonao ampiasana an’iny video iny, rehefa mampianatra amin’ny bokikely Vaovao Tsara? (mwb19.03 7) Inona amin’ireo hevitra resahina ao no hitanao hoe manampy rehefa mampianatra? Ampahatsiahivo ny rehetra hoe raha amin’ny endrika elektronika izy no mijery an’ilay bokikely, dia efa miseho ao ireo video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 108

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 107 sy Vavaka