Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 25-26

Namidin’i Esao ny Zon’ny Lahimatoa Nananany

Namidin’i Esao ny Zon’ny Lahimatoa Nananany

25:27-34

‘Tsy nanaja zava-masina’ i Esao. (He 12:16) Namidiny àry ny zon’ny lahimatoa nananany. Nanambady vehivavy mpanompo sampy koa izy.​—Ge 26:34, 35.

SAINTSAINO IZAO: Inona no mbola azonao atao mba hampisehoana hoe manaja an’ireto zava-masina ireto ianao?

  • Ny fifandraisanao amin’i Jehovah

  • Ny fanahy masina

  • Ilay hoe mitondra ny anarana masin’i Jehovah

  • Ny fanompoana eny amin’ny saha

  • Ny fivoriana

  • Ny fanambadiana