2-8 Martsa
GENESISY 22-23
Hira 89 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”: (10 min.)
Ge 22:1, 2: Tena tian’i Abrahama i Isaka zanany. Nasain’Andriamanitra nanao sorona an’io zanany io anefa i Abrahama (w12 1/1 23 § 4-6)
Ge 22:9-12: Tsy navelan’i Jehovah hamono an’i Isaka i Abrahama
Ge 22:15-18: Nampanantena i Jehovah hoe hitahy an’i Abrahama noho izy nankatò (w12 15/10 23 § 6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 22:5: Nilaza tamin’ny mpanompony i Abrahama hoe hiverina eo amin-dry zareo izy sy Isaka. Nahoana izy no nilaza an’izany, nefa efa fantany fa hatao sorona i Isaka? (w16.02 11 § 13)
Ge 22:12: Afaka mamantatra ny hoavy i Jehovah. Nahoana anefa io andininy io no manaporofo hoe fidiny izay hofantariny mialoha? (it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Lafin-javatra tokony hotadidina” § 14-15)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 22:1-18 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Asehoy hoe Tena Mino An’izay Lazainao Ianao, ary iaraho midinika ny lesona 15 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) Foto-kevitra: Nahoana i Abrahama no Nambara ho Marina, Nefa Izy Velona Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy? (it “Manambara ho Marina”: “Talohan’ny andro kristianina” § 5) (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ho Voaro Izay Mankatò: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Fivoriana Fanao Isan-taona 2017: Lahateny sy Andinin-teny ho An’ny Taona 2018—Ampahany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 106
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 16 sy Vavaka