Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 22-23

“Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”

“Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”

22:1, 2, 9-12, 15-18

Azo inoana hoe nalahelo be i Abrahama rehefa hanao sorona an’i Isaka. Tsapantsika avy amin’izany koa hoe nalahelo be i Jehovah, rehefa nanome an’i Jesosy Kristy Zanany ho vidim-panavotana. (Jn 3:16) Manao ahoana ny fitiavan’i Jehovah an’i Jesosy, rehefa jerena ny teniny eo amin’ny andininy faha-2?

Tena tia antsika i Jehovah. Mandrisika anao hanao inona izany?​1Ko 6:20; 1Jn 4:11