23-29 Martsa
GENESISY 27-28
Hira 10 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba”: (10 min.)
Ge 27:6-10: Nampian’i Rebeka i Jakoba mba hahazo an’ilay tsodrano tokony ho azy (w04 15/4 11 § 4-5)
Ge 27:18, 19: Mody nanao hoe Esao i Jakoba rehefa tonga tao amin’ny Rainy (w07 1/10 31 § 2-3)
Ge 27:27-29: Nomen’i Isaka an’i Jakoba ny tsodrano tokony ho an’ny lahimatoa (it “Fitahiana, Tsodrano, Fisaorana”: “Toe-javatra anaovana izany” § 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 27:46–28:2: Inona no azon’ny mpivady ianarana avy amin’io fitantarana io? (w06 15/4 6 § 3-4)
Ge 28:12, 13: Inona no hevitr’ilay nofin’i Jakoba misy resaka “tohatra”? (w04 15/1 28 § 6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 27:1-23 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nihaino tsara an’ilay olona nitoriany ilay mpitory? Inona no mampiseho fa nampiasa tsara ny Fitaovana Fampianarana izy?
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) jl lesona 17 (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 109
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 28 sy Vavaka