Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 27-28

Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba

Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba

27:6-10, 18, 19, 27-29

Nilaza faminaniana i Isaka rehefa nitso-drano an’i Jakoba.

  • 27:28: Nomen’i Jehovah tany mahavokatra, izay “tondra-dronono sy tantely”, ny taranak’i Jakoba.—De 26:15

  • 27:29: Lasa nahery kokoa noho ny Edomita (taranak’i Esao) ny Israelita (taranak’i Jakoba).—Ge 25:23; 2Sa 8:14

  • 27:29: Voaozona ny Edomita noho izy ireo nankahala ny Israelita. Rava tanteraka ny firenen’izy ireo, tatỳ aoriana.—Ezk 25:12-14