Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

30 Martsa–5 Aprily

GENESISY 29-30

30 Martsa–5 Aprily
  • Hira 93 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 57

  • Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory Amin’ny Jamba”: (10 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Fanontaniana: Nahoana isika no tokony hiezaka hitory amin’ny jamba? Aiza isika no mety hahita olona jamba? Ahoana no tokony hataontsika rehefa mitory amin’izy ireny? Inona avy ny fitaovana azontsika ampiasaina, mba hanampiana ny jamba hifandray akaiky amin’i Jehovah?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Martsa ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 110

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 30 sy Vavaka