Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

1-7 Martsa

NOMERY 7-8

1-7 Martsa
  • Hira 4 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’​NY FANOMPOANA

  • Fanasana Olona Hanatrika Fahatsiarovana: (2 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Manasa mpianatra Baiboly taloha mba hanatrika Fahatsiarovana. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Manasa havana efa nitorianao taloha mba hanatrika Fahatsiarovana. (th lesona 17)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA