Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely

Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely

Loha laharana eo amin’ny fanompoana ireo lehilahy voatendry (No 7:10; it “Fiangonana”: “Ny fiangonan’Israely” § 6)

Tokony hilamina tsara ny mpanompon’Andriamanitra (No 7:11; it “Robena” § 9)

Hain’i Jehovah hoe voafetra ny mety ho vitan’ny tsirairay (No 8:25, 26; w04 1/8 25 § 1)

Alamin’i Jehovah tsara ny vahoakany amin’izao, hoatran’ny Israelita fahiny ihany. Mahita antsika tsirairay koa anefa izy, ary hitany ny ezaka ataontsika mba hanompoana azy.