Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

12-18 Aprily

NOMERY 20-21

12-18 Aprily
  • Hira 114 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mandefera Foana na Mafy aza ny Mahazo Anao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 20:23-27: Nanao ahoana ny fihetsik’i Arona rehefa nanafay azy i Jehovah, ary ahoana no fahitan’i Jehovah azy na teo aza ny fahadisoany? Inona no ianarantsika avy amin’ireo? (w14 15/6 26 § 12)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 20:1-13 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • Manaova “Teny Tsara ho Fampaherezana”: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no vokany amin’ny hafa raha be taraina isika? Inona no nanampy an’ilay rahalahy hiova?

  • Eh! Aza Maditra Hoatr’ireny! (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny fakam-panahy mahazo ny ankamaroan’ny tanora? Inona no torohevitra hita ao amin’ny Eksodosy 23:2? Inona ireo zavatra efatra hanampy antsika tsy ho resin’ny fakam-panahy?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 7 § 20-28

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 66 sy Vavaka