Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

15-21 Martsa

NOMERY 11-12

15-21 Martsa
  • Hira 46 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Olona Hanatrika Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Liana ilay olona, ary asehonao azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaka manombo-dresaka amin’ny olona liana nanatrika teo ianao, ary mamaly fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA