Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Be Taraina?

Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Be Taraina?

Tsy tian’i Jehovah ny olona be taraina (No 11:1; w01 15/6 17 § 20)

Tia tena sy tsy mahay mankasitraka ny olona be taraina (No 11:4-6; w06 15/7 15 § 7)

Lasa kivy ny hafa rehefa be taraina isika (No 11:10-15; it “Fifandirana”: “Menomenona” § 1)

Tsy mora ny fiainan’ny Israelita tany an-tany efitra. Betsaka anefa ny zavatra azon’izy ireo nisaorana an’i Jehovah. Tsy ho be taraina isika, raha misaintsaina foana an’ireo fitahiana omen’i Jehovah antsika.