Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Nataon’i Jehovah Afaka Nitory Izy Rehefa Nenjehina

Nataon’i Jehovah Afaka Nitory Izy Rehefa Nenjehina

Ny hampijanona ny asa fitoriana matetika no tanjon’ireo olona manenjika antsika. Fitoriana vita ho azy anefa ny tsy fivadihantsika amin’ny fotoan-tsarotra hoatr’ireny.

JEREO ILAY VIDEO HOE FANADINADINANA NY RAHALAHY DMITRIY MIKHAYLOV. VALIO IRETO AVY EO:

  • Inona ny olana natrehin’ny Rahalahy Mikhaylov?

  • Ahoana no nanampian’i Jehovah azy hiaritra?

  • Lasa afaka nitory tamin’ireo gadra hafa ny Rahalahy Mikhaylov. Ahoana no nanampian’i Jehovah azy hahavita an’izany?