Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

22-28 Martsa

NOMERY 13-14

22-28 Martsa
  • Hira 118 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 73

  • Tokony ho Be Herim-po ny Tena Kristianina: Rehefa Mitory: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana natrehin’i Kitty Kelly? Inona no nanampy azy ho be herim-po? Inona no fitahiana azony noho izy be herim-po?

  • Tokony ho Be Herim-po ny Tena Kristianina: Raha Tsy Te Handray Anjara Amin’ny Politika sy Ady: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana natrehin’i Ayenge Nsilu? Inona no nanampy azy ho be herim-po foana? Inona no nampiaiky azy ka nahatonga azy hiantehitra tamin’i Jehovah?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 6 § 16-23

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 32 sy Vavaka