Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ho Be Herim-po Isika Raha Manam-pinoana

Ho Be Herim-po Isika Raha Manam-pinoana

Tsy nanam-pinoana ireo mpitsikilo nanao tatitra ratsy (No 13:31-33; 14:11)

Tsy nanam-pinoana ireo mpitsikilo folo, ka lasa kivy ny vahoaka (No 14:1-4)

Nanana finoana matanjaka ireo mpitsikilo roa lahy ka be herim-po foana (No 14:6-9; w06 1/10 17 § 5-6)

Efa hitan’ny Israelita ny namonjen’i Jehovah azy ireo teo aloha. Afaka natoky àry izy ireo hoe hanampy azy handresy an’i Kanana i Jehovah.