Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mety Hahasoa ny Maro ny Zavatra Ataon’ny Olona Iray

Mety Hahasoa ny Maro ny Zavatra Ataon’ny Olona Iray

Nanota ny Israelita rehefa notaomin’ny Moabita (No 25:1, 2; lv 97 § 1-2)

Tezitra i Jehovah satria nivadika taminy ny Israelita sady tia tena (No 25:3-5; lv 98 § 4)

Tsy tezitra intsony i Jehovah rehefa nanao zavatra ny lehilahy iray be herim-po (No 25:6-11)

SAINTSAINO IZAO: ‘Rahoviana aho no tokony ho be herim-po ka tsy hatahotra ny hiavaka amin’ny hafa?’