Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

29 Martsa–4 Aprily

NOMERY 15-16

29 Martsa–4 Aprily
  • Hira 101 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 15:32-35: Inona no ianarantsika avy amin’io fitantarana io? (w98 1/9 20 § 1-2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 15:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

FIAINANTSIKA KRISTIANINA