Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Izaho no ... Lovanao”

“Izaho no ... Lovanao”

Nomen’i Jehovah asa tena tsara teo amin’ny fanompoana azy ny mpisorona sy ny Levita (No 18:6, 7)

Tsy nahazo anjara tany ho lovany ny fokon’i Levy satria i Jehovah no lovany (No 18:20, 24; w11 15/9 13 § 9)

Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita sy ny mpisorona ny ampahafolon’ny vokatry ny taniny mba hanohanana azy ireo (No 18:21, 26, 27; w11 15/9 7 § 4)

Nampanantena an’ireo mpisorona sy Levita i Jehovah hoe hokarakarainy izay tena nilain’izy ireo. Hanohana antsika koa i Jehovah raha manao sorona isika mba hanompoana azy.