Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany

Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany

I Jehovah no nanapa-kevitra hoe aiza no halehan’ny vahoakany ary rahoviana izy ireo no hiainga (No 9:17, 18; it “Toby”: “Tobin’ny Israely” § 9)

Nila nankatò avy hatrany ireo tao an-toby (No 9:21, 22; w11 15/4 4 § 4-5)

Nampiasa olona tsy lavorary i Jehovah, mba hisolo tena azy ka hanome toromarika (No 10:5-8)

Mankatò an’i Jehovah isika rehefa mankatò an’ireo mitarika antsika.