Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana (19 Martsa–15 Aprily)

“Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany no hanatrika azy io. Mitsingerina amin’io mantsy ny andro nahafatesan’i Jesosy.” Omeo [na andefaso] fanasana ilay olona. “Voalaza ato amin’ity fanasana ity ny toerana sy ny ora hanaovana azy [na ny fomba ahafahanao manaraka azy io ao amin’ny Internet]. Misy lahateny tianay hanasana anao koa ny alahady [na asabotsy] alohan’io.”

Raha liana ilay olona: Alefaso ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy [na andefaso rohy izy, na alefaso e-mail ilay video].

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Fitoriana * (1-18 Martsa, 16-30 Aprily)

Fanontaniana: Iza moa i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 16:16

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Fiverenana Mitsidika *

Fanontaniana: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 20:28

Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

^ feh. 7 ^ feh. 11 Azonao ovaovana arakaraka ny zava-misy any aminareo ny fanontaniana sy ny hevitra horesahina amin’ny manaraka ary ny toe-javatra hanaovanao azy.