HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona
Nanome toromarika mazava an’i Saoly Mpanjaka ny mpaminanin’i Jehovah (1Sa 15:3)
Nanamarin-tena i Saoly rehefa tsy nanao an’izay rehetra nasain’i Jehovah nataony (1Sa 15:13-15)
Tsy eken’i Jehovah ny fanompoana ataon’ny olona tsy mankatò azy (1Sa 15:22, 23; w07 15/6 26 § 4; it “Fankatoavana”: “Tena ilaina ny mankatò an’Andriamanitra” § 2)
SAINTSAINO IZAO: ‘Tonga dia mankatò an’izay toromarika omen’ny fandaminan’i Jehovah ve aho?’