HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mahareta Rehefa Miandry An’i Jehovah
Afaka namarana ny fitsapana nahazo azy i Davida (1Sa 24:3-5)
Nanana ny fomba fijerin’i Jehovah i Davida dia nifehy tena (1Sa 24:6, 7)
Natoky i Davida hoe halamin’i Jehovah ny olana mahazo azy (1Sa 24:12, 15; w04 1/4 16 § 8)
Tokony hanam-paharetana hoatran’i Davida isika, dia hiandry an’i Jehovah fa tsy handika ny fitsipiny satria hoe te hamaha ny olana mahazo antsika.—Jk 1:4; w04 1/6 22-23.