Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mieritreritra Tsara Ianao sa Tonga dia Manao Zavatra?

Mieritreritra Tsara Ianao sa Tonga dia Manao Zavatra?

Ara-dalàna ny fangatahan’i Davida nefa nambanin’i Nabala izy sy ny namany (1Sa 25:7-11; ia 78 § 10-12)

Tian’i Davida hovonoina ny lehilahy rehetra tao amin-dry Nabala (1Sa 25:13, 21, 22)

Nanakana an’i Davida tsy ho meloka ho nandatsa-dra i Abigaila (1Sa 25:25, 26, 32, 33; ia 80 § 18)

SAINTSAINO IZAO: ‘Tsy mieritreritra tsara ve aho fa maika hanao zavatra rehefa tezitra na rehefa miantsena na rehefa kivy? Sa mieritreritra aho aloha hoe inona no mety ho vokatr’izay ataoko?’​—Oh 15:28; 22:3.