28 Martsa–3 Aprily
1 SAMOELA 18-19
Hira 36 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Manetre Tena Foana na dia Mahomby aza Ianao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 19:23, 24: Inona no mety ho dikan’ilay hoe “nanao hoatran’ny mpaminany” i Saoly Mpanjaka? (it “Mpaminany”: “Fanendrena sy fitarihan’ny fanahy” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 18:25–19:7 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy.
Lahateny: (5 min.) km 1/03 1: Foto-kevitra: Asa Mitaky Fanetren-tena. (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 7, p. 24-25
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 133 sy Vavaka