HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Manetre Tena Foana na dia Mahomby aza Ianao
Noderain’ny olona i Davida (1Sa 18:5-7; w04 1/4 15 § 4)
Nataon’i Jehovah nahomby i Davida tamin’izay rehetra nataony (1Sa 18:14)
Nanetry tena foana i Davida (1Sa 18:22, 23; w18.01 28 § 6-7)
Nahoana no tena ilaina ny manetry tena rehefa omen’i Jehovah fitahiana isika? Inona no hanampy antsika hanetry tena foana?