Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

4-10 Aprily

1 SAMOELA 20-22

4-10 Aprily
  • Hira 90 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika: (2 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaka manombo-dresaka amin’ny olona liana ianao, ary mamaly fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 12)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Hevitra 3 (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA