HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Namana Tsara ve Ianao?
Ampaherezo ny namanao rehefa kivy (1Sa 20:1, 2; w19.11 7 § 18)
Ampitandremo ny namanao rehefa misy zavatra mety hampidi-doza azy (1Sa 20:12, 13; w08 15/2 8 § 7)
Arovy ny namanao rehefa misy manendrikendrika (1Sa 20:30-32; w09 15/10 19 § 11)
Afaka ny hanana namana tsara be dia be ny mpanompon’i Jehovah. Raha te hanana namana isika dia isika mihitsy aloha no tokony ho namana tsara. Iza izao no tianao ho lasa namanao amin’ny mpiara-mivory aminareo?