Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

10-16 Aprily

2 TANTARA 8-9

10-16 Aprily
  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Sarobidy Taminy ny Fahendrena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 9:19: Nisy liona 12 teo amin’ny andaniny roa tamin’ny zanatohatra nankeo amin’ny seza fiandrianan’i Solomona. Inona no mety ho dikan’izy ireo? (it “Seza Fiandrianana” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 8:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA