Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Torohevitry ny Ray Be Fitiavana ho An-janany

Torohevitry ny Ray Be Fitiavana ho An-janany

Miezaha hanana fifandraisana manokana amin’i Jehovah (1Ta 28:9; w05 15/2 19 § 9)

Manompoa an’i Jehovah amin’ny fo manontolo (1Ta 28:9; w12 15/4 16 § 13)

Miantehera amin’i Jehovah, dia aza matahotra (1Ta 28:20; w17.09 32 § 20-21)

Nanoro hevitra an’i Solomona zanany i Davida Mpanjaka efa be taona. Hanomboka asa lehibe mantsy i Solomona, izany hoe hanorina ny tempoly, nefa izy mbola tanora sady tsy dia nahita fiainana. Nahoana ny torohevitr’i Davida no mahasoa antsika rehetra, indrindra fa ny tanora?