Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Ampiasana An’ireo Video Miresaka Momba ny Fianarana Baiboly?

Ahoana no Ampiasana An’ireo Video Miresaka Momba ny Fianarana Baiboly?

Manana video efatra miresaka momba ny fianarana Baiboly isika, ary natao hampiasaina eny amin’ny fanompoana izy ireny. Inona no tanjon’ny video tsirairay?

Marina hoe misy tanjona tiana hotratrarina amin’ny video tsirairay. Azonao aseho na alefa any amin’olona foana anefa izy ireny, rehefa hitanao hoe ilaina ny hanaovana an’izany. Ampirisihina ny mpitory mba hiezaka hahafantatra tsara an’ireo video ireo, sy hampiasa tsara azy ireny eny amin’ny fanompoana.