Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

20-26 Martsa

2 TANTARA 1-4

20-26 Martsa
  • Hira 41 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Fahatsiarovana: (3 min.) Manasà mpiara-miasa, mpiara-mianatra, na havana. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana ianao. Hazavao hoe mampianatra Baiboly maimaim-poana isika, dia omeo an’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! izy. Asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 17)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 9: Hevitra 5 (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 19

  • Vonona ho Amin’ilay Andro Miavaka Indrindra ve Ianao?: (15 min.) Lahateny sy video. Ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Resaho ny fandroson’ny ezaka manokana hizarana fanasana Fahatsiarovana ao amin’ny faritaninareo. Manadinadìna mpitory manana fitantarana mampahery. Resaho koa ilay fandaharana famakiana Baiboly ho amin’ny Fahatsiarovana ao amin’ny pejy 8 sy 9, ary ampirisiho ny rehetra hanomana ny fony. (Ezr 7:10) Iaraho midinika hoe inona no azontsika atao mba handraisana tsara an’izay vahiny tonga. (Ro 15:7; mwb16.03 2) Alefaso ilay video hoe Fomba Fanamboarana Mofon’ny Fahatsiarovana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 41: Hevitra 1-4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 135 sy Vavaka