Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsy Nety ny Fanapahan-kevitr’i Solomona Mpanjaka

Tsy Nety ny Fanapahan-kevitr’i Solomona Mpanjaka

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 2 Tantara.]

Nanangona kalesy sy soavaly be dia be avy any Ejipta i Solomona (De 17:15, 16; 2Ta 1:14, 17)

Betsaka ny olona nilaina sy ny tanàna nila naorina mba hasiana an’ireo antoko-miaramila vaovaon’i Solomona (2Ta 1:14; it “Tafika”: “Miaramila an-tsoavaly na nitondra kalesy” § 3; it “Kalesy” § 6-7)

Niadana ny vahoaka tamin’ny voalohany rehefa nitondra i Solomona. Nampitondra enta-mavesatra azy ireo anefa izy tatỳ aoriana. Nanampy trotraka ny nataon’ny rainy i Rehoboama Mpanjaka, dia nikomy ny vahoaka. (2Ta 10:3, 4, 14, 16) Misy vokany foana ny fanapahan-kevitra raisintsika.​—Ga 6:7.