24-30 Aprily
2 Tantara 13-16
Hira 3 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Rehefa Inona Ianao no Miantehitra Amin’i Jehovah?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Ta 15:16: Ahoana no anahafantsika ny herim-pon’i Asa? (w17.03 19 § 7)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 14:1-15 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 9: Hevitra 7 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 44: Hevitra 1-4 sy fanamarihana 5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 39 sy Vavaka