Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Rehefa Inona Ianao no Miantehitra Amin’i Jehovah?

Rehefa Inona Ianao no Miantehitra Amin’i Jehovah?

Niantehitra tamin’i Jehovah i Asa rehefa hiady tamin’ny miaramila be dia be (2Ta 14:9-12; w21.03 5 § 12)

Niantehitra tamin’ny Syrianina izy tatỳ aoriana rehefa hiady tamin’ny miaramila vitsy kokoa (2Ta 16:1-3; w21.03 6 § 13)

Tsy faly tamin’i Asa i Jehovah satria tsy niantehitra taminy foana izy rehefa nila fanampiana (2Ta 16:7-9)

Mety hiantehitra amin’i Jehovah isika rehefa handray fanapahan-kevitra hanova ny fiainantsika. Ahoana anefa raha madinika kokoa ilay fanapahan-kevitra? Zava-dehibe ny mieritreritra an’i Jehovah amin’izay rehetra ataontsika.​—Oh 3:5, 6; w21.03 6 § 14.