Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

27 Martsa–2 Aprily

2 Tantara 5-7

27 Martsa–2 Aprily
  • Hira 129 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ho ao Foana ny Foko”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 6:29, 30: Nahoana no mampahery antsika io vavaka nataon’i Solomona io? (w10 1/12 11 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 6:28-42 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Liana ilay olona, dia asehoy azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaha hanombo-dresaka amin’ny olona nasainao. Valio ny fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 17)

  • Lahateny: (5 min.) w93 1/2 31: Foto-kevitra: Inona no Azo Atao Raha Tsy Afaka Manatrika ny Fahatsiarovana Ianao Noho ny Antony Tena Maningana? (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA