Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

6-12 Martsa

1 TANTARA 23-26

6-12 Martsa
  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 101

  • Te Hanampy ve Ianao Rehefa Misy Loza Mitranga?”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 11 Martsa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Resaho kely izay voalazan’ilay fanasana. Resaho koa ny fandaharana ataon’ny fiangonana momba ny lahateny manokana sy ny Fahatsiarovana ary ny fomba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 39 sy fanamarihana 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 127 sy Vavaka