Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly

Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly

Nalamin’i Davida Mpanjaka ny asan’ny Levita sy ny mpisorona tao amin’ny tempoly (1Ta 23:6, 27, 28; 24:1, 3; it “Levita”: “Andraikitra” § 2; it “Mpisorona”: “Fitsipika nifehy sy andraikitra” § 10)

Nisy mpitendry tena nahay sy vao nianatra notendrena hanao mozika (1Ta 25:1, 8; it “Mozika”: “Tantarany” § 5)

Notendrena hiandry vavahady, hiandraikitra zava-tsarobidy sy hanao andraikitra hafa ny Levita (1Ta 26:16-20; it “Mpiandry Vavahady”: “Vavahadin’ny tempoly” § 1)

Milamina tsara ny fomba anompoantsika an’i Jehovah satria tia filaminana izy.​—1Ko 14:33.

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ahitana hoe voalamina tsara mba hanompo an’i Jehovah ny fiangonana amin’izao?