Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

11-17 Martsa

SALAMO 18

11-17 Martsa

Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “I Jehovah no ... Mpamonjy Ahy”

(10 min.)

Hoatran’ny harambato sy manda fiarovana ary ampinga i Jehovah (Sl 18:1, 2; w09 1/5 14 § 4-5)

Mihaino ny antso vonjy ataontsika i Jehovah (Sl 18:6; it “Feo”: “Feon’olombelona” § 2)

Manao zavatra i Jehovah mba hanampiana antsika (Sl 18:16, 17; w22.04 3 § 1)

Mety hesorin’i Jehovah indraindray ny olana mahazo antsika, hoatran’ny nataony tamin’i Davida. Matetika anefa izy no manisy “lalan-kivoahana”, izany hoe manome izay ilaintsika mba hahavitantsika miaritra an’ilay zava-tsarotra.​—1Ko 10:13.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 18:10: Nahoana no nolazain’ilay mpanao salamo hoe ‘mitaingina kerobima’ i Jehovah? (it “Kerobima” § 3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miezaha ho Tsara Fanahy: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 3, hevitra 1-2.

5. Miezaha ho Tsara Fanahy: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 3, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 60

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

7. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Martsa ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

8. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 7 sy Vavaka