Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

15-21 Aprily

SALAMO 29-31

15-21 Aprily

Hira 108 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Tia Antsika Andriamanitra Matoa Izy Manafay Antsika

(10 min.)

Nihodina tsy nijery, na nanafina ny tarehiny i Jehovah rehefa tsy nankatò i Davida (Sl 30:7; it “Tarehy, Tava”: “Fomba fiteny misy hoe ‘tava’ na ‘tarehy’” § 10)

Nibebaka i Davida dia nitalaho famindram-po tamin’i Jehovah (Sl 30:8)

Tsy tezitra tamin’i Davida intsony i Jehovah (Sl 30:5; w07 1/3 19 § 1)


Mety ho zava-nitranga taorian’ny nanisan’i Davida ny vahoaka ilay resahin’ny Salamo 30.​—2Sa 24:25.

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ampisehoan’ny olona iray voaroaka hoe mandray soa avy amin’ny famaizana azy izy sady tena mibebaka?​—w21.10 6 § 18.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 31:23: Hataon’i Jehovah ahoana izay olona mirehareha? (w06 15/5 19 § 14)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(1 min.) AMPAHIBEMASO. Ataovy fohy ny resakao rehefa mitory amin’ny olona be atao. (lmd lesona 5, hevitra 3)

5. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mampisehoa video ho an’ny ankizy amin’ny renim-pianakaviana iray, ary hazavao aminy hoe ahoana no atao mba hahitana video hafa. (lmd lesona 3, hevitra 3)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(3 min.) AMPAHIBEMASO. Asao hianatra Baiboly indray ny olona iray tsy nety nianatra teo aloha. (lmd lesona 8, hevitra 3)

7. Rehefa Mampianatra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 45

8. Nahoana Isika no Mino hoe... Be Fitiavana Andriamanitra?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika amin’ny mpanatrika ity fanontaniana ity avy eo:

Ahoana no ahitantsika avy amin’iny tantara iny hoe be fitiavana i Jehovah?

9. Vaovao avy Amin’ny Sampan-draharaha Misahana ny Fanorenana eo An-toerana (2024)

(8 min.) Lahateny. Alefaso ilay VIDEO.

10. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 8 § 16-22

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 4 sy Vavaka