Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

22-28 Aprily

SALAMO 32-33

22-28 Aprily

Hira 103 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Nahoana Ianao no Tokony Hiaiky Raha Nanao Fahotana Lehibe?

(10 min.)

Nijaly be i Davida rehefa nitady hanafina ny fahotany, angamba ilay izy nijangajanga tamin’i Batseba (Sl 32:3, 4; w93 15/3 9 § 7)

Niaiky ny fahotany tamin’i Jehovah i Davida, dia voavela ny helony (Sl 32:5; cl 262 § 8)

Nahatsiaro ho maivamaivana i Davida rehefa namela ny helony i Jehovah (Sl 32:1; w01 1/6 30 § 1)

Raha nanao fahotana lehibe isika, dia tokony hanetry tena ka hiaiky ny fahotantsika amin’i Jehovah ary hangataka ny famelany. Tokony hangataka fanampiana amin’ny anti-panahy koa isika. Hanampy antsika hifandray tsara amin’i Jehovah indray mantsy ry zareo. (Jk 5:14-16) Hahazo famelombelomana avy amin’i Jehovah isika avy eo.​—As 3:19.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 33:6: Inona ilay fofonaina avy amin’ny vavan’i Jehovah? (w06 15/5 20 § 1)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manetre Tena: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 4, hevitra 1-2.

5. Manetre Tena: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 4, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 74

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 107 sy Vavaka