Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

25-31 Martsa

SALAMO 22

25-31 Martsa

Hira 19 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miaramila manao antsapaka ny akanjon’i Jesosy ivelany

1. Faminaniana Momba An’izay Hitranga Amin’i Jesosy Rehefa ho Faty Izy

(10 min.)

Hoatran’ny hoe nafoin’Andriamanitra i Jesosy (Sl 22:1; w11 15/8 15 § 16)

Hisy haneso i Jesosy (Sl 22:7, 8; w11 15/8 15 § 13)

Hanaovana antsapaka ny akanjon’i Jesosy (Sl 22:18; w11 15/8 15 § 14; jereo ny sary, pejy 1)

SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana ny fahatanterahan’ny Salamo 22 no manatanjaka ny finoako hoe mbola ho tanteraka koa ny faminaniana hafa momba ny Mesia, ohatra hoe ny Mika 4:4?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 22:22: Misy fomba roa azontsika anahafana an’ilay mpanao salamo. Inona avy izany? (w06 1/11 29 § 7; w03 1/9 20 § 1)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Sl 22:1-19 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd lesona 4, hevitra 4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Tsidiho ny olona iray fantatrao hoe nanaiky fanasana hanatrika Fahatsiarovana. (lmd lesona 4, hevitra 3)

6. Lahateny

(5 min.) w20.07 12-13 § 14-17: Foto-kevitra: Manatanjaka ny Finoantsika ny Fianarana Faminaniana. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 95

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 21 sy Vavaka