Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

10-16 Martsa

OHABOLANA 4

10-16 Martsa

Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mpiambina sy mpiandry vavahady, manao zavatra haingana satria misy fahavalo tonga hanafika an’ilay tanàna

1. “Arovy ny Fonao”

(10 min.)

Ny tena maha izy antsika no atao hoe “fo” (Sl 51:6; w19.01 14 § 4)

Ny hiaro ny fontsika no tokony ho zava-dehibe indrindra amintsika (Oh 4:23a; w19.01 17 § 10-11; 18 § 14; jereo ny sary, )

Miankina amin’io fontsika an’ohatra io ny fiainantsika (Oh 4:23b; w12 1/5 32 § 2)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 4:18: Inona no ifandraisan’io andininy io amin’ny fandrosoana ara-panahin’ny Kristianina iray? (w21.08 8 § 4)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. Liana ilay olona rehefa nahazo fanasana amin’ny Fahatsiarovana. (lmd lesona 1, hevitra 5)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hanatrika Fahatsiarovana ny olona iray fantatrao. (lmd lesona 2, hevitra 3)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Fampisehoana. ijwfq lahatsoratra 19: Foto-kevitra: Nahoana Ianareo no Tsy Manao Paka? (lmd lesona 3, hevitra 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 16

7. Zava-bitan’ny Fandaminana tokony halefa amin’ity volana Martsa ity

8. Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 15 Martsa

(5 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana momba ny lahateny manokana sy ny Fahatsiarovana ary ny fomba hamitana ny faritany. Ampirisiho ny mpitory hampitombo ny fanompoany mandritra ny volana Martsa sy Aprily.

9. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 95 sy Vavaka