Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

31 Martsa–6 Aprily

OHABOLANA 7

31 Martsa–6 Aprily

Hira 34 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hanota

(10 min.)

Manao fanahy iniana mankany amin’ny toerana efa fantatra hoe misy mpivaro-tena ny tanora iray mora fetsifetsena (Oh 7:7-9; w00 15/11 29 § 5)

Manatona azy ny mpivaro-tena iray mba hanadala azy (Oh 7:10, 13-21; w00 15/11 30 § 4-6)

Nizaka ny vokany izy rehefa nankany amin’izay hahatonga azy hanota (Oh 7:22, 23; w00 15/11 31 § 2)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 7:3: Inona no dikan’ilay hoe afatory eo amin’ny rantsantananao ny didin’Andriamanitra, ary soraty eo amin’ny fonao? (w00 15/11 29 § 1)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Oh 7:6-20 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay tompon-trano tamin’ny nitoriana farany. (lmd lesona 9, hevitra 5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay olona tamin’ny nitoriana farany. (lmd lesona 9, hevitra 4)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay olona tamin’ny nitoriana farany. (lmd lesona 9, hevitra 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 13

7. Fotoana Hafa Mety Indray (Lk 4:6)

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ireto avy eo:

  • Inona ny fakam-panahy nahazo an’i Jesosy, ary nahoana no mety hahazo antsika koa izany?

  • Ahoana no anoherantsika ny fakam-panahy avy amin’ny Devoly?

8. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 116 sy Vavaka