TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Mey 2016
Fomba Fitory Modely
Fomba azo anolorana ny Tilikambo Fiambenana sy ny boky Ampianarina. Jereo ny modely, ka mamoròna fomba fitory mety aminao.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Faly i Jehovah Rehefa Mivavaka ho An’ny Hafa Isika
Ratsy fanahy tamin’i Joba ireo namany telo lahy sady nampijaly azy, nefa nasaina nivavaka ho azy ireo izy. Ahoana no nitahian’i Jehovah azy? (Joba 38-42)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Efa Mampiasa JW Library ve ianao?
Ahoana no hahazoanao an’io programa io? Andramo fa tena manampy izy io any am-pivoriana sy eny am-pitoriana.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mila Manome Voninahitra An’i Jesosy Isika Raha Te Hihavana Amin’i Jehovah
Ahoana ny fahitan’ny firenena ny fahefan’i Jesosy? Nahoana isika no tsy maintsy manome voninahitra an’i Jesosy, ilay mpanjaka notendren’i Jehovah? (Salamo 2)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Iza no Hivahiny ao An-tranolain’i Jehovah?
Hazavaina tsara ao amin’ny Salamo faha-15 hoe olona manana toetra hoatran’ny ahoana no tian’i Jehovah ho namany.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?
Ahoana no hampiasana an’ilay programa rehefa mianatra samirery, rehefa mivory, ary rehefa manompo?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tena Amin’ny An-tsipiriany ny Faminaniana Momba ny Mesia
Jereo fa tanteraka tamin’i Jesosy daholo izay voalazan’ny Salamo 22.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mangataha Herim-po Amin’i Jehovah
Inona no hanampy antsika ho be herim-po hoatran’i Davida? (Salamo 27)