Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

16-22 Mey

SALAMO 11-18

16-22 Mey
  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.3 16: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.3 16: Tsy tena mahay teny gasy ilay olona, ka mampiasa JW Library ilay mpitory mba hampisehoana andinin-teny amin’ny fitenin-drazan’ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 100-101 § 10-11: Mametraka fanontaniana ilay mpianatra, ka asehon’ilay mpitory azy vetivety hoe ahoana no azony ampiasana ny JW Library, mba hikarohana ny valiny.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 70

  • Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?Fizarana 1: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireo video hoe Ahoana no Hitadidiako hoe Taiza no Novakiko Farany? sy Azonao Tadiavina Izay Andinin-teny na Boky Nojerenao Faramparany, ary iaraho midinika vetivety aloha ireo. Iaraho midinika avy eo ireo lohatenikely roa voalohany amin’ilay lahatsoratra. Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana koa no nampiasany ny JW Library, rehefa nianatra samirery sy nanatrika fivoriana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 15 § 15-26, famerenana

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 43 sy Vavaka